Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 22:33 - Baiboly Katolika

33 Gaga ny vahoaka nony nandre izany fampianarany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ary ny vahoaka, raha nandre izany, dia talanjona tamin’ny fampianarany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

33 Gaga dia gaga ny vahoaka nony nandre izany fampianaran’i Jesoa izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Gaga dia gaga ny vahoaka nony nandre izany fampianaran’i Jesoa izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin’ny fampianarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ary ny vahoaka, raha nandre izany, dia talanjona tamin’ny fampianarany.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:33
8 Rohy Ifampitohizana  

Gaga ireo nony nandre izany, ka nandao Azy dia lasa.


Dia hoy i Jesoa taminy: «Aloavy ho an’i Sezara àry izay an’i Sezara, ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra.» Dia nigagan’izy ireo Izy.


Ary rehefa sabata ny andro, dia nampianatra tao amin’ny sinagoga Izy, ka be tamin’izay nihaino Azy no gaga tamin’ny fampianarany sy nanao hoe: «Taiza no nahazoan’Izy io izany rehetra izany? Fahendrena manao ahoana izao nomena Azy izao, ary ahoana no ahefan’ny tanany izany asa lehibe izany?


ary talanjona izay rehetra nandre Azy noho ny fahendreny sy ny famaliny.


Ary nankalaza Azy izy rehetra, sady talanjona noho ny tenim-pahasoavana naloaky ny vavany, ka hoy izy ireo: «Tsy ny zanak’i Josefa va ity?»


Fa hoy ny navalin’ny miaramila: «Tsy mbola nisy olona niteny tahaka iny Lehilahy iny.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra