Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 22:35 - Baiboly Katolika

35 ary ny anankiray izay mpahay Lalàna tamin’izy ireo nanontany Azy mba haka fanahy Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Ary ny iray tamin’ireo, izay mpahay lalàna, dia nanontany naka fanahy Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

35 Ary mpahay lalàna ny anankiray tamin’ireto Farisianina, ka mba hamandrihany an’i Jesoa no nanontaniany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Ary mpahay lalàna ny anankiray tamin’ireto Farisianina, ka mba hamandrihany an’i Jesoa no nanontaniany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary ny anankiray tamin’ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary ny anankiray tamin'ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 22:35
10 Rohy Ifampitohizana  

Fa i Jesoa nahalala ny faharatsiany ka nanao hoe: «Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana ianareo no maka fanahy Ahy?


«Ry Mpampianatra ô, inona no didy lehibe indrindra amin’ny Lalàna?»


Dia nanatona Azy ny Farisianina mba haka fanahy Azy ka nanontany hoe: «Mahazo misao-bady va ny lehilahy?».


Mila loza ianareo, ry mpampianatra ny Lalàna, fa nalainareo ny fanalahidin’ny fahalalana, ka ianareo tsy niditra, ny te hiditra nosakananareo.»


Dia niteny i Jesoa ka nanao tamin’ny mpampianatra ny Lalàna sy ny Farisianina hoe: «Azo atao ve ny manasitrana amin’ny andro sabata?»


fa ny Farisianina sy ny mpampiana-dalàna kosa nanatsinontsinona ny fikasàn’Andriamanitra ny aminy, tamin’ny nandàvany ny batemin’i Joany.


Izy no nanao izany dia ny hakany fanahy Azy, mba hisy hiampangany Azy. Fa i Jesoa kosa niondrika dia nanoratra tamin’ny rantsan-tanany teo amin’ny tany.


Vonony tsara izay ilain’i Zenasy mpahay ny Lalàna sy i Apôlô amin’ny diany, mba tsy hisy tsy ampy izay ilainy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra