Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 20:18 - Baiboly Katolika

18 «Indro fa miakatra ho any Jerosalema isika, ary ny Zanak’olona dia hatolotra amin’ny lohandohan’ny mpisorona mbamin’ny mpanora-dalàna, ary ireo hanameloka Azy ho faty,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 –Indro miakatra ho any Jerosalema isika. Ary ny Zanak’olona dia hatolotra an’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ka hohelohiny ho faty;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 –Indro miakatra ho any Jerosalema isika. Ary ny Zanak’olona dia hatolotra an’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ka hohelohiny ho faty;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’olona hatolotra ho amin’ireo lohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona* hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna*, dia hohelohiny ho faty

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 20:18
15 Rohy Ifampitohizana  

Simôna ilay Kananeanina, ary Jodasy IsKariota ilay namadika Azy.


Hatramin’izay vao noborahin’i Jesoa tamin’ny mpianany fa tsy maintsy ho any Jerosalema Izy, ary hampijalin’ny loholona sy ny mpanora-dalàna mbamin’ny lohandohan’ny mpisorona, dia hovonoina, ary hitsangana amin’ny maty rehefa afaka hateloana.


«Fantatrareo fa raha afaka indroa andro dia tonga ny Paka, ary ny Zanak’olona hatolotra hofantsihana amin’ny Hazofijaliana.»


ahoana no hevitrareo?» Ary ireo namaly ka nanao hoe: «Mendrika ho faty Izy.»


Ary nony maraina ny andro dia niara-nihevitra izay hahafaty an’i Jesoa ny lohandohan’ny mpisorona rehetra sy ny loholona;


Ka hoy izy ireo: «Inona indray no ilàntsika vavolombelona? Tenantsika no nandre tamin’ny vavany.»


dia natolotra araka ny lahatr’Andriamanitra tsy miovaova sy ny fahalalany mialoha, ka nofantsihanareo tamin’ny Hazofijaliana sy novonoinareo tamin’ny tanan’ny ratsy fanahy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra