Matio 20:18 - DIEM PROTESTANTA18 –Indro miakatra ho any Jerosalema isika. Ary ny Zanak’olona dia hatolotra an’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ka hohelohiny ho faty; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’Olona hatolotra ho amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna, dia hohelohiny ho faty Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 –Indro miakatra ho any Jerosalema isika. Ary ny Zanak’olona dia hatolotra an’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ka hohelohiny ho faty; Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 «Indro fa miakatra ho any Jerosalema isika, ary ny Zanak’olona dia hatolotra amin’ny lohandohan’ny mpisorona mbamin’ny mpanora-dalàna, ary ireo hanameloka Azy ho faty, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak’olona hatolotra ho amin’ireo lohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak'olona hatolotra ho amin'ireo lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, dia hohelohiny ho faty Izy Jereo ny toko |