Matio 17:7 - Baiboly Katolika7 Fa nanatona azy i Jesoa dia nanohina azy, ka nanao taminy hoe: «Mitsangàna, fa aza matahotra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary Jesosy nankeo aminy dia nikasika azy ireo sady niteny hoe: Mitsangàna fa aza matahotra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Fa nanatona azy i Jesoa, dia nanohina azy sady niteny hoe: –Miarena! Aoka izay ny tahotra! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Fa nanatona azy i Jesoa, dia nanohina azy sady niteny hoe: –Miarena! Aoka izay ny tahotra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary Jesosy nankeo aminy, dia nanendry azy ka nanao hoe; Mitsangàna, fa aza matahotra. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary Jesosy nankeo aminy, dia nanendry azy ka nanao hoe; Mitsangàna, fa aza matahotra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Ary Jesosy nankeo aminy dia nikasika azy ireo sady niteny hoe: Mitsangàna fa aza matahotra. Jereo ny toko |