Matio 17:16 - Baiboly Katolika16 Ary namaly i Jesoa nanao hoe: «Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho nefa tsy nahay nanasitrana azy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Efa nentiko teo amin’ireo mpianatrao, saingy tsy nahasitrana azy ry zareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Efa nentiko teo amin’ireo mpianatrao, saingy tsy nahasitrana azy ry zareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary nitondra azy tamin'ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho nefa tsy nahay nanasitrana azy izy. Jereo ny toko |