Matio 17:15 - Baiboly Katolika15 Nentiko tamin’ny mpianatrao izy, fa tsy nahasitrana azy izy ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 sady niteny hoe: Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako lahy fa mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa; matetika izy no mianjera ao anaty afo ary matetika ao anaty rano. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 sady nanao hoe: –Tompo ô, mamindrà fo amin’ny zanako lahy! Mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa, fa matetika mianjera any anaty afo na any anaty rano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 sady nanao hoe: –Tompo ô, mamindrà fo amin’ny zanako lahy! Mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa, fa matetika mianjera any anaty afo na any anaty rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako-lahy, fa mararin’ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin’ny afo, ary matetika ao amin’ny rano. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Tompoko, mamindrà fo amin'ny zanako-lahy, fa mararin'ny androbe izy ka mahantra tokoa; fa matetika izy no mianjera ao amin'ny afo, ary matetika ao amin'ny rano. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 sady niteny hoe: Tompoko, mamindrà fo amin’ny zanako lahy fa mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa; matetika izy no mianjera ao anaty afo ary matetika ao anaty rano. Jereo ny toko |