Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 17:14 - Baiboly Katolika

14 Ary rehefa tonga teo amin’ny vahoaka Izy, dia nisy lehilahy anankiray nanatona Azy, ka nandohalika teo anatrehany nanao hoe: «Tompo, mamindrà fo amin’ny zanako lahy; mararin’ny androbe izy ka mijaly mafy loatra, fa matetika mianjera any anaty afo, ary matetika koa any anaty rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Rehefa tonga teo amin’ny vahoaka izy ireo dia nisy lehilahy iray nanatona an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

14 Nony tafaverina teo amin’ny vahoaka ry i Jesoa efa-mianaka, dia nisy lehilahy anankiray nanatona an’i Jesoa ary nandohalika teo anatrehany

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nony tafaverina teo amin’ny vahoaka ry i Jesoa efa-mianaka, dia nisy lehilahy anankiray nanatona an’i Jesoa ary nandohalika teo anatrehany

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 ARY rehefa tonga teo amin’ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an’i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary rehefa tonga teo amin'ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an'i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Rehefa tonga teo amin’ny vahoaka izy ireo dia nisy lehilahy iray nanatona an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 17:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia fantatry ny mpianatra tamin’izay fa i Joany Batista no nolazainy taminy.


Ary nisy boka anankiray nanatona Azy nandohalika teo anatrehany ka nitaraina taminy nanao hoe: «Raha mety Ianao dia mahay manadio ahy.»


Nony nivoaka handeha Izy, dia nisy lehilahy anankiray nidodododo nandohalika teo anatrehany ka nanontany Azy hoe: «Ry Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko hahazoako ny fiainana mandrakizay?»


Nony tapitra ny hafitoana, dia niainga handeha izahay, ka nirohotra nanatitra anay hatrany ivelan’ny tanàna izy rehetra ombam-bady aman-janany. Nony mby teo amoron-dranomasina izahay, dia nandohalika nivavaka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra