Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 17:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Efa nentiko teo amin’ireo mpianatrao, saingy tsy nahasitrana azy ry zareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho nefa tsy nahay nanasitrana azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Efa nentiko teo amin’ireo mpianatrao, saingy tsy nahasitrana azy ry zareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ary namaly i Jesoa nanao hoe: «Ry taranaka tsy mino sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no hitoerako aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary nitondra azy tamin’ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary nitondra azy tamin'ny mpianatrao aho, fa tsy nahay nahasitrana azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 17:16
7 Rohy Ifampitohizana  

sady nanao hoe: –Tompo ô, mamindrà fo amin’ny zanako lahy! Mararin’ny androbe izy ka mijaly tokoa, fa matetika mianjera any anaty afo na any anaty rano.


Dia hoy i Jesoa: –Karazan’olona tsy mino sady be siasia ianareo! Mandra-pahoviana no hitoerako eto aminareo? Mandra-pahoviana no handeferako aminareo? Ento atỳ amiko ny zaza!


Efa nangatahiko ny mpianatrao handroaka fa tsy nahomby.


Nino ny anaran’i Jesoa ralehilahy izay hitanareo sy fantatrareo io, ka ny herin’ny anaran’i Jesoa no nampanjaka azy; ny finoana avy amin’i Jesoa no nahatomady azy tanteraka indray araka izao atrehinareo rehetra izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra