Matio 14:28 - Baiboly Katolika28 Namaly i Piera nanao hoe: «Raha ianao àry, Tompo, asaovy mankeny aminao eny ambony rano aho.» «Avia» hoy Izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ary hoy i Petera Taminy: Tompoko, raha Ianao ary io dia asaivo manatona Anao eny ambonin’ny rano aho. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Tompo ô, raha Ianao tokoa, dia asaovy mankeny aminao eny ambony rano aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia hoy i Petera tamin’i Jesoa: –Tompo ô, raha Ianao tokoa, dia asaovy mankeny aminao eny ambony rano aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin’ny rano aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary Petera namaly Azy ka nanao hoe: Tompoko, raha Hianao ihany, dia asaovy manatona Anao eny ambonin'ny rano aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Ary hoy i Petera Taminy: Tompoko, raha Ianao ary io dia asaivo manatona Anao eny ambonin’ny rano aho. Jereo ny toko |