Matio 14:27 - Baiboly Katolika27 Niaraka tamin’izay dia niteny taminy i Jesoa nanao hoe: «Matokia, fa Izaho ihany, ka aza matahotra.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Nefa Jesosy niteny tamin’izy ireo niaraka tamin’izay hoe: Matokia fa Izaho ihany, aza matahotra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Avy hatrany anefa dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Mahereza, fa Izaho ity; aoka izay ny tahotra! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Avy hatrany anefa dia niteny i Jesoa nanao taminy hoe: –Mahereza, fa Izaho ity; aoka izay ny tahotra! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin’izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Ary Jesosy niteny taminy niaraka tamin'izay hoe: Matokia, fa Izaho ihany, aza matahotra. Jereo ny toko |