Matio 14:26 - Baiboly Katolika26 Fa nony nahita Azy nandeha teny ambony rano izy ireo, dia natahotra ka nanao hoe: «Matoatoa io,» sady niantsoantso izy noho ny tahony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Nony nahita Azy nandeha teo ambonin’ny ranomasina ny mpianatra dia raiki-tahotra ka niteny hoe: Matoatoa io; dia niantsoantso izy ireo noho ny tahotra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Kanjo nahatazana an’i Jesoa nandeha teny ambony rano ireo mpianatra ka raiki-tahotra sady nanao hoe: –Matoatoa io! Niantsoantso mafy ny mpianatra noho ny tahotra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Kanjo nahatazana an’i Jesoa nandeha teny ambony rano ireo mpianatra ka raiki-tahotra sady nanao hoe: –Matoatoa io! Niantsoantso mafy ny mpianatra noho ny tahotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin’ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Nony nahita Azy nandeha teo ambonin’ny ranomasina ny mpianatra dia raiki-tahotra ka niteny hoe: Matoatoa io; dia niantsoantso izy ireo noho ny tahotra. Jereo ny toko |