Matio 14:25 - Baiboly Katolika25 Ary tamin’ny fiambenana fahefatra tamin’ny alina, dia nandeha teny ambonin’ny rano i Jesoa ka nankeo amin’izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Ary tamin’ny fotoam-piambenana fahefatra amin’ny alina dia nandeha teny ambonin’ny ranomasina hankeny amin’ny mpianany Jesosy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Ary tamin’ny maraina efa naneno akoho, dia lasa nanatona ny mpianany i Jesoa, nandeha teny ambony rano. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ary tamin’ny maraina efa naneno akoho, dia lasa nanatona ny mpianany i Jesoa, nandeha teny ambony rano. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary tamin’ny fiambenana fahefatra amin’ny alina dia nankeny amin’ny mpianany Jesosy, nitsangantsangana teny ambonin’ny ranomasina. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny amin'ny mpianany Jesosy, nitsangantsangana teny ambonin'ny ranomasina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Ary tamin’ny fotoam-piambenana fahefatra amin’ny alina dia nandeha teny ambonin’ny ranomasina hankeny amin’ny mpianany Jesosy. Jereo ny toko |