Matio 14:24 - Baiboly Katolika24 Tamin’izay ny sambo kely dia nahilangilan’ny onjan-drano teny afovoan’ny ranomasina, fa nanoha rivotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Efa lasa stadio maromaro lavitry ny morona ny sambokely tamin’izay ka natopatopan’ny alondrano satria notoherin’ny rivotra izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Ny sambokely tamin’izay dia efa kilaometatra vitsivitsy avy eny amorona ary natopatopan’ny alon-drano, satria notohain’ny rivotra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ny sambokely tamin’izay dia efa kilaometatra vitsivitsy avy eny amorona ary natopatopan’ny alon-drano, satria notohain’ny rivotra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 ARY efa mby teo ampovoan’ny ranomasina ny sambokely tamin’izay, dia natopatopan’ny alon-drano izy, fa notohain’ny rivotra. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Ary efa mby teo ampovoan'ny ranomasina ny sambokely tamin'izay, dia natopatopan'ny alon-drano izy, fa notohain'ny rivotra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Efa lasa stadio* maromaro lavitry ny morona ny sambokely tamin’izay ka natopatopan’ny alondrano satria notoherin’ny rivotra izy. Jereo ny toko |