Matio 14:23 - Baiboly Katolika23 ary rehefa nampirava ny vahoaka Izy, dia niakatra tany an-tendrombohitra mba hivavaka manokana; ka nony alina ny andro, dia Izy irery no teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Rehefa avy nandrava ny vahoaka Izy dia niakatra tao an-tendrombohitra mba hitokana hivavaka; nony hariva ny andro dia nitoetra irery teo Izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Rehefa avy nandefa ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra tany an-tendrombohitra mba hitokana hivavaka. Nony maizina ny andro, dia i Jesoa irery sisa teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Rehefa avy nandefa ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra tany an-tendrombohitra mba hitokana hivavaka. Nony maizina ny andro, dia i Jesoa irery sisa teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary rehefa noravany ny vahoaka, dia niakatra tao an-tendrombohitra Izy mba hitokana hivavaka; ary nony hariva ny andro, dia nitoetra irery teo Izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary rehefa noravany ny vahoaka, dia niakatra tao an-tendrombohitra Izy mba hitokana hivavaka; ary nony hariva ny andro, dia nitoetra irery teo Izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Rehefa avy nandrava ny vahoaka Izy dia niakatra tao an-tendrombohitra mba hitokana hivavaka; nony hariva ny andro dia nitoetra irery teo Izy. Jereo ny toko |