Matio 14:17 - Baiboly Katolika17 Dia hoy ireo taminy: «Tsy misy afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa atỳ aminay.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa hoy ny mpianany Taminy: Tsy misy afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa atỳ aminay. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Dia hoy ny mpianatra taminy: –Tsy misy afa-tsy mofo dimy sy trondro anankiroa atỳ aminay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Dia hoy ny mpianatra taminy: –Tsy misy afa-tsy mofo dimy sy trondro anankiroa atỳ aminay. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa hoy ny mpianany taminy: Tsy misy atỳ aminay, afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa hoy ny mpianany taminy: Tsy misy atỳ aminay, afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache17 Fa hoy ny mpianany Taminy: Tsy misy afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa atỳ aminay. Jereo ny toko |