Matio 14:18 - Baiboly Katolika18 «Ento atỳ amiko izany,» hoy Izy taminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary hoy Izy: Ento etỳ amiko izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Ary hoy i Jesoa: –Ento atỳ amiko izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Ary hoy i Jesoa: –Ento atỳ amiko izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary hoy Izy: Ento etỳ amiko izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary hoy Izy: Ento eto amiko izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary hoy Izy: Ento etỳ amiko izany. Jereo ny toko |