Matio 13:27 - Baiboly Katolika27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy nanao hoe: Tompoko, moa tsy voa tsara va no nafafinao tao amin’ny taninao, ka nahoana no tonga misy ahi-dratsy koa? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia avy ireo mpanompon-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? Koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nilaza taminy hoe: «Tompoko, tsy voa tsara ve no nafafinao tamin’ny tanimbarinao? Koa avy aiza kosa ny tsimparifary?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nilaza taminy hoe: «Tompoko, tsy voa tsara ve no nafafinao tamin’ny tanimbarinao? Koa avy aiza kosa ny tsimparifary?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy: Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Dia avy ny mpanompon-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Dia avy ireo mpanompon-dRalehilahy ka niteny taminy hoe: Tompoko, tsy voa tsara va no nafafinao tany an-tanimbarinao? Koa avy taiza kosa ny tsimparifary? Dia hoy izy taminy: Jereo ny toko |