Matio 13:26 - Baiboly Katolika26 Nony naniry ny vary ka niteraka, dia nitranga koa ny ahi-dratsy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niseho koa ny tsimparifary. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia nipoitra koa ny tsimparifary. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia nipoitra koa ny tsimparifary. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niposaka koa ny tsimparifary. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Rehefa naniry ny vary ka niteraka dia niseho koa ny tsimparifary. Jereo ny toko |