Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 12:21 - Baiboly Katolika

21 ary ny Jentily hitoky amin’ny Anarany».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 ary ny anarany no hitokian’ny Jentilisa» (Isa 42.1-4).

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Ary Izy no hitokian’ireo firenena.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary Izy no hitokian’ireo firenena.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary ny anarany no hitokian’ny jentilisa’’ (Isa. 42.1–4).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary ny anarany no hitokian'ny jentilisa (Isa. 42:1-4).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 ary ny anarany no hitokian’ny Jentilisa*» (Isa 42.1-4).

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 12:21
6 Rohy Ifampitohizana  

Izao no hiseho amin’izany andro izany: Ny solofon’i Jese, voatsangana ho fanevan’ny vahoaka samihafa, dia hotadiavin’ny firenena, ary ho be voninahitra ny fonenany.


tsy ho ketraka izy na ho kivy akory, mandra-panoriny ny rariny amin’ny tany; ary ny nosy hiandry ny lalàny.


Tamin’izay nisy lehilahy azon’ny demony, sady jamba no moana, nentina teo aminy: dia nositraniny io, ka niteny sy nahita.


dia ireo tian’Andriamanitra ho nampahafantarina ny maha-sarobidy amin’ny Jentily ny voninahitr’izany hevi-miafina izany, dia i Kristy fanantenana ny voninahitra ho anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra