Marka 14:70 - Baiboly Katolika70 fa nandà indray izy. Nony afaka kelikely, dia hoy indray ny olona teo tamin’i Piera: «Naman’ireny tokoa ianao, fa Galileanina koa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201170 Fa mbola nandà indray izy. Nony afaka kelikely, ireo izay nanatrika teo, dia niteny indray tamin’i Petera hoe: Marina mihitsy fa anisan’ireny ianao; fa Galiliana koa ianao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA70 Fa mbola nandà indray i Petera. Nony afaka kelikely, dia hoy indray ny olona teo amin’i Petera: –Tena anisan’ireny tokoa ianao sady Galileanina rahateo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara70 Fa mbola nandà indray i Petera. Nony afaka kelikely, dia hoy indray ny olona teo amin’i Petera: –Tena anisan’ireny tokoa ianao sady Galileanina rahateo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy70 fa izy nandà indray. Ary nony afaka kelikely, izay teo anilany koa dia nilaza tamin’i Petera hoe: Naman’ireo tokoa hianao; fa Galiliana hianao. Jereo ny tokoMalagasy Bible70 fa izy nandà indray. Ary nony afaka kelikely, izay teo anilany koa dia nilaza tamin'i Petera hoe: Naman'ireo tokoa ianao; fa Galiliana ianao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache70 Fa mbola nandà indray izy. Nony afaka kelikely, ireo izay nanatrika teo, dia niteny indray tamin’i Petera hoe: Marina mihitsy fa anisan’ireny ianao; fa Galiliana koa ianao. Jereo ny toko |