Marka 14:69 - Baiboly Katolika69 Fa nahita azy indray ilay ankizivavy, ka nilaza tamin’izay teo hoe: «Naman’ireny koa io lehilahy io,» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201169 Ary nahita azy ilay ankizivavy ka namerina niteny tamin’ireo izay nanatrika teo fa io lehilahy io dia naman-dry zareo ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA69 Fa nahatazana an’i Petera ilay vehivavy mpiasa, ka nilazany indray ny olona teo hoe: –Anisan’ireny koa io rangahy io! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara69 Fa nahatazana an’i Petera ilay vehivavy mpiasa, ka nilazany indray ny olona teo hoe: –Anisan’ireny koa io rangahy io! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy69 Ary ilay ankizivavy nahita azy indray, dia niteny tamin’izay teo anilany hoe: Io lehilahy io mba naman’ireny; Jereo ny tokoMalagasy Bible69 Ary ilay ankizivavy nahita azy indray, dia niteny tamin'izay teo anilany hoe: Io lehilahy io mba naman'ireny; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache69 Ary nahita azy ilay ankizivavy ka namerina niteny tamin’ireo izay nanatrika teo fa io lehilahy io dia naman-dry zareo ireo. Jereo ny toko |