Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 10:4 - Baiboly Katolika

4 Dia hoy Izy: «Nomen’i Môizy alalana hanao taratasy fisaoram-bady sy hisao-bady ny lehilahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Dia hoy ireo: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisaotra ny vadiny (Deo 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 Dia hoy iretsy hoe: –Navelan’i Mosesy «hanao taratasy fisaraham-panambadiana sy hanary vady» ny lehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia hoy iretsy hoe: –Navelan’i Mosesy «hanao taratasy fisaraham-panambadiana sy hanary vady» ny lehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary hoy izy: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary hoy izy: Navelan'i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Dia hoy ireo: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisaotra ny vadiny (Deo 24.1).

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 10:4
7 Rohy Ifampitohizana  

Izao no lazain’i Iaveh: Aiza izay taratasy fisaorana an-dreninao, nisaorako azy? Iza no manan-trosa amiko, nivarotako anareo? Tsia, noho ny tsy fahamarinanareo ihany, no nivarotana anareo; noho ny fahotanareo ihany, no nisaorana an-dreninareo.


Teny fanao ny hoe: Raha misy lehilahy misao-bady, ary rehefa nilaozany io, dia tonga vadin’olon-kafa ravehivavy; moa hiverina aminy indray va ralehilahy io? Tsy ho tena voaloto mihitsy va izany tany izany? Ary ianao, dia efa nijangajanga tamin-tsakaiza maro, - teny marin’i Iaveh, - ka hiverina amiko indray va ianao?


Ary i Josefa vadiny, noho izy lehilahy marina sady tsy ta hanala baràka azy, dia nikasa hametraka azy mangingina.


«Ka nahoana i Môizy, hoy ireo taminy, no nandidy hanome taratasy fisaoram-bady sy hisaotra azy?»


Ary izao no navaliny azy ireo: «Ahoana no nandidian’i Môizy anareo?»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra