Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 8:5 - Baiboly Katolika

5 dia hoy i Môizy tamin’ny fiangonana; «Izao no nasain’i Iaveh atao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Hoy i Mosesy tamin’ny fiangonana: Izao no raharaha nandidian’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 dia nolazain’i Mosesy azy ny raharaha nasain’ny TOMPO hataon’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 dia nolazain’i Mosesy azy ny raharaha nasain’ny TOMPO hataon’ny tenany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary hoy Mosesy tamin’ny fiangonana: Izao atao izao no raharaha izay nandidian’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary hoy Mosesy tamin'ny fiangonana: Izao atao izao no raharaha izay nandidian'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Hoy i Mosesy tamin’ny fiangonana: Izao no raharaha nandidian’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 8:5
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nataon’i Môizy izay nandidian’i Iaveh azy, ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana ny fiangonana,


Nasain’i Môizy nanatona i Aarôna sy ny zanany, ka nodioviny tamin’ny rano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra