Levitikosy 4:14 - Baiboly Katolika14 rehefa fantatra ny ota nataony, dia vantotr’ombalahy iray no haterin’ny fiangonana, ho sorona fanonerana, hoentiny eo anoloan’ny trano lay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotra ombilahy iray ny fiangonana mba ho fanatitra fanadiovana ka hitondra izany ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Vao fantany kosa ny ota vitany, dia ombilahy no aoka hatolony ho fanalana izany ka hoentiny eo anoloan’ny Tranolay fihaonana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Vao fantany kosa ny ota vitany, dia ombilahy no aoka hatolony ho fanalana izany ka hoentiny eo anoloan’ny Tranolay fihaonana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotr’ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota ka hitondra azy ho eo anoloan’ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotr'ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota ka hitondra azy ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotra ombilahy iray ny fiangonana mba ho fanatitra fanadiovana ka hitondra izany ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana*. Jereo ny toko |