Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 4:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Vao fantany kosa ny ota vitany, dia ombilahy no aoka hatolony ho fanalana izany ka hoentiny eo anoloan’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotra ombilahy iray ny fiangonana mba ho fanatitra fanadiovana ka hitondra izany ho eo anoloan’ny tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Vao fantany kosa ny ota vitany, dia ombilahy no aoka hatolony ho fanalana izany ka hoentiny eo anoloan’ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 rehefa fantatra ny ota nataony, dia vantotr’ombalahy iray no haterin’ny fiangonana, ho sorona fanonerana, hoentiny eo anoloan’ny trano lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotr’ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota ka hitondra azy ho eo anoloan’ny trano-lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 rehefa fantatra ny ota izay nataony, dia hanatitra vantotr'ombilahy ny fiangonana ho fanatitra noho ny ota ka hitondra azy ho eo anoloan'ny trano-lay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 4:14
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny andro voalohany amin’ny fety no hanoloran’ny printsy filoha ombilahy iray hatao sorona fanalana ny ota ho an’ny tenany sy ho an’ny vahoakany rehetra.


Vantany vao fantatr’ilay manampahefana ny ota vitany, dia osilahy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny.


Vantany vao fantatr’ilay olona ny ota vitany, dia osivavy tsy misy kilema no aoka ho sorona hoentiny noho ny ota vitany.


«Rehefa ilay mpisorombe no manota, dia mahameloka ny vahoaka rehetra izy; ka noho ny ota vitany, dia ombilahy tsy misy kilema no aoka hatolony amin’ny TOMPO mba ho sorona fanalana ny ota.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra