Levitikosy 27:9 - Baiboly Katolika9 «Raha biby fanao fanatitra ho an’i Iaveh no nivoadiana, dia zava-masina izay rehetra homena an’i Iaveh toy izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Raha biby fiompy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO dia ho masina ho an’NY TOMPO izay rehetra omena amin’izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 «Raha biby fiompy anisan’ireo fanolotra sorona ho an’ny TOMPO no atao voady, dia ho voatokana ho an’ny TOMPO avokoa ny biby rehetra omena amin’izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 «Raha biby fiompy anisan’ireo fanolotra sorona ho an’ny TOMPO no atao voady, dia ho voatokana ho an’ny TOMPO avokoa ny biby rehetra omena amin’izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an’i Jehovah, dia ho masina ho an’i Jehovah izay rehetra omena amin’izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary raha biby fiompy izay fanao fanatitra ho an'i Jehovah, dia ho masina ho an'i Jehovah izay rehetra omena amin'izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Raha biby fiompy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO dia ho masina ho an’NY TOMPO izay rehetra omena amin’izany. Jereo ny toko |