Levitikosy 27:10 - Baiboly Katolika10 Tsy hosoloana izany, ny ratsy tsy hasolo ny tsara, ny tsara tsy hasolo ny ratsy; ary raha soloina biby anankiray ny biby anankiray hafa, dia ho samy zava-masina izy roaroa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Tsy hanova na hanakalo izany izy, na ny tsara ho solon’ny ratsy na ny ratsy ho solon’ny tsara. Raha biby no atakalony biby dia samy ho masina izy sy ny takalony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Tsy azo ovàna na atakalo izany, na tsara no hasolo ny ratsy na ratsy no hasolo ny tsara. Kanefa raha sendra misy biby anankiray natakalo biby hafa, dia samy ho voatokana ho an’Andriamanitra izy roroa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Tsy azo ovàna na atakalo izany, na tsara no hasolo ny ratsy na ratsy no hasolo ny tsara. Kanefa raha sendra misy biby anankiray natakalo biby hafa, dia samy ho voatokana ho an’Andriamanitra izy roroa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Tsy hanova na hanakalo izany izy, na ny tsara ho solon’ny ratsy, na ny ratsy ho solon’ny tsara; ary raha biby no atakalony biby, dia samy ho masina izy sy ny takalony. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Tsy hanova na hanakalo izany izy, na ny tsara ho solon'ny ratsy, na ny ratsy ho solon'ny tsara; ary raha biby no atakalony biby, dia samy ho masina Izy sy ny takalony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Tsy hanova na hanakalo izany izy, na ny tsara ho solon’ny ratsy na ny ratsy ho solon’ny tsara. Raha biby no atakalony biby dia samy ho masina izy sy ny takalony. Jereo ny toko |