Levitikosy 27:22 - Baiboly Katolika22 «Raha misy olona manokana ho an’i Iaveh ny tany novidiny tsy anisan’ny zara taniny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Raha misy manamasina ny tany novidiny, izay tsy ao amin’ny zarataniny, ho an’NY TOMPO, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 «Raha tany novidina fa tsy zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 «Raha tany novidina fa tsy zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ary raha misy manamasina ho an’i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin’ny zara-taniny, Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary raha misy manamasina ho an'i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin'ny zara-taniny, Jereo ny toko |