Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 27:22 - DIEM PROTESTANTA

22 «Raha tany novidina fa tsy zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Raha misy manamasina ny tany novidiny, izay tsy ao amin’ny zarataniny, ho an’NY TOMPO,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 «Raha tany novidina fa tsy zara tany no avahana hatokana ho an’ny TOMPO,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 «Raha misy olona manokana ho an’i Iaveh ny tany novidiny tsy anisan’ny zara taniny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Ary raha misy manamasina ho an’i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin’ny zara-taniny,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Ary raha misy manamasina ho an'i Jehovah ny tany novidiny, izay tsy amin'ny zara-taniny,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:22
5 Rohy Ifampitohizana  

Izany no hanambarànareo fa voatokana ho Ahy ny taona fahadimampolo sy hiantsoanareo fanafahana ho an’ny mponina rehetra ao amin’ilay tany. Jobily ho anareo io taona io, ka samia mody amin’ny taninareo sy amin’ny fianakavianareo avy ianareo.


«Raha tàhiny misy mihamahantra ny mpiray firenena aminao ka mivarotra ampahany amin’ny taniny, dia ho avy ny havany akaiky ka hanavotra izay tany amidiny.


«Raha trano no avahana hatokana ho an’ny TOMPO, dia hotombanan’ny mpisorona ny vidin’ilay trano araka ny hatsàrany na haràtsiny, dia izay tombam-bidy nataony no harahina.


Fa rehefa afaka teo an-tanan’ilay nividy azy io tany io amin’ny taona Jobily, dia voatokana ho an’ny TOMPO tahaka ny tany afoy ho Azy; ka ny mpisorona no hanjary tompony.


dia araka ny isan’ny taona sisa mandra-pahatongan’ny taona Jobily no hameran’ny mpisorona ny tombam-bidiny; ary androtr’io ihany no handoavan’ilay olona izany, dia hatokana ho an’ny TOMPO io vola io.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra