Levitikosy 23:40 - Baiboly Katolika40 Amin’ny andro voalohany haka voan’ny hazo tsara tarehy ianareo, sampan-drofia, rantsan’ny hazo mikirindro, ary hazo malahelo eny amoron-drenirano, ka hifaly eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitrareo mandritra ny hafitoana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Amin’ny andro voalohany dia makà voan’ny hazo tsara tarehy, dia sampana palma sy rantsan’ny hazo mikirindro ary hazomalahelo amoron’ny renirano, ho anareo; ary mifalia mandritra ny hafitoana eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitrareo ianareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 Hatreo amin’ny andro voalohany, dia haka izay voankazo tsara indrindra sy sampan-drofia ary rantsan’ny hazo mikirindro na rantsan’ny hazo malahelo eny amoron-drenirano ianareo, ka haneho hafaliana mandritra ny fito andro eo anatrehako TOMPO Andriamanitrareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Hatreo amin’ny andro voalohany, dia haka izay voankazo tsara indrindra sy sampan-drofia ary rantsan’ny hazo mikirindro na rantsan’ny hazo malahelo eny amoron-drenirano ianareo, ka haneho hafaliana mandritra ny fito andro eo anatrehako TOMPO Andriamanitrareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Ary amin’ny andro voalohany dia makà voan’ny hazo tsara tarehy, dia sampan-drofia sy rantsan’ny hazo mikirindro ary hazomalahelo amoron’ny renirano, ho anareo; dia mifalia hafitoana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Ary amin'ny andro voalohany dia makà voan'ny hazo tsara tarehy, dia sampan-drofia sy rantsan'ny hazo mikirindro ary hazomalahelo amoron'ny renirano, ho anareo; dia mifalia hafitoana eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo. Jereo ny toko |