Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 20:19 - Baiboly Katolika

19 Aza manokatra ny fitanjahan’ny rahavavin-dreninao, na ny anabavin-drainao, fa manokatra ny fitanjahan’ny tenany izay manao izany, ka hilonjy ny helony izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay olona manao izany ka ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 «Aza miray amin’ny rahavavin-dreninao na ny anabavin-drainao; satria raha misy lehilahy miray amin’ny havana akaiky dia akaiky toy izany, dia samy itambesaran-keloka izy roroa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 «Aza miray amin’ny rahavavin-dreninao na ny anabavin-drainao; satria raha misy lehilahy miray amin’ny havana akaiky dia akaiky toy izany, dia samy itambesaran-keloka izy roroa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao, na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary aza mandry amin'ny rahavavin-dreninao, na amin'ny anabavin-drainao; fa mandry amin'ny havany akaiky izay manao izany ka ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Aza mandry amin’ny rahavavin-dreninao na amin’ny anabavin-drainao; fa mandry amin’ny havany akaiky izay olona manao izany ka ho meloka.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 20:19
3 Rohy Ifampitohizana  

I Amrama naka an’i Jôkadeba anabavin-drainy ho vadiny; ka io no niteraka an’i Aarôna sy i Môizy taminy. Fito amby telopolo amby zato taona no andro niainan’i Amrama.


Aza misy manatom-behivavy, havany akaiky, mba hanokatra ny fitanjahany. Izaho no Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra