Levitikosy 17:8 - Baiboly Katolika8 Izao koa no lazao amin’izy ireo: Na zovy na zovy amin’ny taranak’i Israely na amin’ny vahiny mitoetra eo afovoany hanatitra sorona dorana na fanatitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin’ny taranak’Israely na amin’ny vahiny izay monina eo aminareo no manolotra fanatitra dorana manontolo na fanatitra hafa alatsa-dra Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 «Na iza na iza, Israelita na vahiny valovotaka eo aminy, manolotra biby hatao sorona dorana manontolo na sorona hafa, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 «Na iza na iza, Israelita na vahiny valovotaka eo aminy, manolotra biby hatao sorona dorana manontolo na sorona hafa, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin’ny taranak’Isiraely, na amin’ny vahiny eo aminareo, no manatitra fanatitra dorana, na fanatitra hafa alatsa-dra, Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin'ny taranak'Isiraely, na amin'ny vahiny eo aminareo, no manatitra fanatitra dorana, na fanatitra hafa alatsa-drà, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin’ny taranak’Israely na amin’ny vahiny izay monina eo aminareo no manolotra fanatitra dorana manontolo na fanatitra hafa alatsa-dra Jereo ny toko |