Levitikosy 16:6 - Baiboly Katolika6 Hatolotr’i Aarôna ny ombalahy noho ny ota, ary hanao fanonerana ho an’ny tenany sy ny ankohonany izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Dia hampanatonin’i Arona ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana ho an’ny tenany ka hanao fanavotana ho an’ny tenany sy ny ankohonany izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 «Dia hatolotr’i Aharôna ny ombilahy hatao sorona fanalana ny ota ho an’ny tenany; izay izy vao hanao fombam-pivavahana famelan-keloka ho an’ny tenany sy ny ankohonany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 «Dia hatolotr’i Aharôna ny ombilahy hatao sorona fanalana ny ota ho an’ny tenany; izay izy vao hanao fombam-pivavahana famelan-keloka ho an’ny tenany sy ny ankohonany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Dia hampanatonin’i Arona ny vantotr’ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota ho an’ny tenany, ka dia hanao fanavotana ho an’ny tenany sy ny ankohonany izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Dia hampanatonin'i Arona ny vantotr'ombilahy izay hatao fanatitra noho ny ota ho an'ny tenany, ka dia hanao fanavotana ho an'ny tenany sy ny ankohonany izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Dia hampanatonin’i Arona ny vantotra ombilahy izay hatao fanatitra fanadiovana ho an’ny tenany ka hanao fanavotana ho an’ny tenany sy ny ankohonany izy. Jereo ny toko |