Levitikosy 16:5 - Baiboly Katolika5 Handray osy lahy hatao sorona noho ny ota izy sy ondralahy iray hatao sorona dorana avy amin’ny fiangonan’ny zanak’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra fanadiovana sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana manontolo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo dia handraisany osilahy roa hatao sorona fanalana ny ota sy ondrilahy iray hatao sorona dorana manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ny Fiangonan’ny Israelita tsivakivolo dia handraisany osilahy roa hatao sorona fanalana ny ota sy ondrilahy iray hatao sorona dorana manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny fiangonan’ny Zanak’Isiraely dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely, dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy izay hatao fanatitra dorana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ary ny fiangonan’ny Zanak’Israely dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra fanadiovana sy ondrilahy iray hatao fanatitra dorana manontolo. Jereo ny toko |