Levitikosy 13:36 - Baiboly Katolika36 dia hozahan’ny mpisorona izy, ka raha nanitatra eo amin’ny hoditra ny fery kimavo dia tsy ilaina intsony izay hizahan’ny mpisorona raha misy volon-koditra tomamotamo; fa maloto izany olona izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 dia hozahan’ny mpisorona indray izy, koa raha hitany fa niitatra teo amin’ny hoditra ny aretina dia tsy mila mitady volo somary vonivony intsony ny mpisorona. Efa maloto izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 dia hozahan’ny mpisorona indray izy; ka raha hitany fa nanitatra tokoa ny kimavo, dia tsy ilaina hitady izay volo tomamotamo intsony ny mpisorona, fa efa maloto ilay olona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 dia hozahan’ny mpisorona indray izy; ka raha hitany fa nanitatra tokoa ny kimavo, dia tsy ilaina hitady izay volo tomamotamo intsony ny mpisorona, fa efa maloto ilay olona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 dia hozahan’ny mpisorona izy, ka raha hitany fa nanitatra teo amin’ny hoditra ny aretina, dia tsy hitady ny volo tomamotamo intsony ny mpisorona: efa maloto izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible36 dia hozahan'ny mpisorona izy, ka raha nitany fa nanitatra teo amin'ny hoditra ny aretina, dia tsy hitady ny volo tomamotamo intsony ny mpisorona; efa maloto izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 dia hozahan’ny mpisorona indray izy, koa raha hitany fa niitatra teo amin’ny hoditra ny aretina dia tsy mila mitady volo somary vonivony intsony ny mpisorona. Efa maloto izy. Jereo ny toko |