Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:37 - Baiboly Katolika

37 Fa raha tsy nitatra ny fery kimavo araka ny fijery azy sady misy volon-koditra mainty maniry koa eo, dia sitrana ny kimavo, ka madio ilay olona ary holazain’ny mpisorona hoe madio izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

37 Nefa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina ka misy volo mainty maniry eo dia sitrana ilay be hatina ka madio izy ary hambaran’ny mpisorona fa madio.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

37 Nefa raha tsy miova ny kimavo araka ny fijery azy sady misy volo mainty maniry eo, dia sitrana ny kimavo ka madio ilay olona ary hambaran’ny mpisorona hoe madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Nefa raha tsy miova ny kimavo araka ny fijery azy sady misy volo mainty maniry eo, dia sitrana ny kimavo ka madio ilay olona ary hambaran’ny mpisorona hoe madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

37 Nefa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina, ka misy volo mainty maniry eo, dia sitrana ny kongonina, ka madio izy; ary hataon’ny mpisorona hoe madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

37 Nefa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina, ka misy volo mainty maniry eo, dia sitrana ny kongonina, ka madio izy; ary hataon'ny mpisorona hoe madio.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

37 Nefa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina ka misy volo mainty maniry eo dia sitrana ilay be hatina ka madio izy ary hambaran’ny mpisorona fa madio.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:37
3 Rohy Ifampitohizana  

Raha hita fa latsaka ambany noho ny hoditra no fijery azy, sady misy volo madinidinika tomamotamo eo, dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izany olona izany, satria kimavo izany, habokàn-doha na habokàn-tsaoka.


dia hozahan’ny mpisorona izy, ka raha nanitatra eo amin’ny hoditra ny fery kimavo dia tsy ilaina intsony izay hizahan’ny mpisorona raha misy volon-koditra tomamotamo; fa maloto izany olona izany.


Raha misy lehilahy na vehivavy misy mamaritra fotsifotsy ny hoditry ny nofony, dia hozahan’ny mpisorona izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra