Levitikosy 13:19 - Baiboly Katolika19 nefa misy mamontsina fotsy na fotsy somary mena, eo amin’ny faritra misy izany fery izany, dia hiseho amin’ny mpisorona izany olona izany. Hozahan’ny mpisorona izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery na misy hola-mena dia hiseho amin’ny mpisorona izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 nefa isehoana pentina mamontsina fotsy na pentina somary menamena eo amin’ilay hola-pery, dia hiseho amin’ny mpisorona izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 nefa isehoana pentina mamontsina fotsy na pentina somary menamena eo amin’ilay hola-pery, dia hiseho amin’ny mpisorona izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery, na misy hola-mena, dia hiseho amin’ny mpisorona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 ary misy fotsy mamontsina eo amin'ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin'ny mpisorona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery na misy hola-mena dia hiseho amin’ny mpisorona izy. Jereo ny toko |