Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:19 - DIEM PROTESTANTA

19 nefa isehoana pentina mamontsina fotsy na pentina somary menamena eo amin’ilay hola-pery, dia hiseho amin’ny mpisorona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery na misy hola-mena dia hiseho amin’ny mpisorona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 nefa isehoana pentina mamontsina fotsy na pentina somary menamena eo amin’ilay hola-pery, dia hiseho amin’ny mpisorona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 nefa misy mamontsina fotsy na fotsy somary mena, eo amin’ny faritra misy izany fery izany, dia hiseho amin’ny mpisorona izany olona izany. Hozahan’ny mpisorona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 ary misy fotsy mamontsina eo amin’ny holatry ny fery, na misy hola-mena, dia hiseho amin’ny mpisorona izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 ary misy fotsy mamontsina eo amin'ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin'ny mpisorona izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:19
6 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy olona manam-pery sitrana eo amin’ny hodiny,


Hozahan’ny mpisorona izy; ka raha hitany fa mandoaka hoditra ilay pentina sady efa niova ho fotsy ny volo eo, dia hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona, fa aretina miendrika habokana no efa mipoipoitra eo amin’ny hola-pery.


«Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may,


Fa raha misy aretin-koditra fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, dia habokana mipoipoitra eo izany.


Hozahan’ny mpisorona ilay olona ka raha hitany fa misy mamontsina fotsy somary mena eo amin’ny loha sola na eo amin’ny mazavaray, ka miendrika habokana eo amin’ny hodi-nofo,


Rehefa voazahany kosa ny pentina, ka hitany fa mihady lavaka maitsomaitso na menamena eo amin’ny rindrina,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra