Levitikosy 11:41 - Baiboly Katolika41 Ny biby rehetra mandady amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo, ka tsy hohanina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 Ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy azo hanina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA41 «Ny bibikely rehetra mifanaretsaka ambonin’ny tany dia ho fady aminareo ka tsy fihinana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 «Ny bibikely rehetra mifanaretsaka ambonin’ny tany dia ho fady aminareo ka tsy fihinana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 Ary ny zavatra rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy ho fihinana. Jereo ny tokoMalagasy Bible41 Ary ny zavatra rehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy ho fihinana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache41 Ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ny tany dia ho zava-betaveta aminareo ka tsy azo hanina. Jereo ny toko |