Levitikosy 11:22 - Baiboly Katolika22 Ireto no ho fihinanareo amin’ireny: ny valala isan-karazany, ny solama isan-karazany, ny hargôla isan-karazany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Amin’ireny dia ireto no ho fihinanareo: Ny valala sy ny sopanga isan-karazany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 ka ireto avy izany: ny valala fihinana, ny solama, ny hargôla ary ny hagaba samy isan-karazany avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 ka ireto avy izany: ny valala fihinana, ny solama, ny hargôla ary ny hagaba samy isan-karazany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Amin’ireny dia izao no ho fihinanareo; ny valala, isan-karazany, ny solama, isan-karazany, ary ny hargola, isan-karazany, ary ny hagaba, isan-karazany. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Amin'ireny dia izao no ho fihinanareo; ny valala, isan-karazany, ny solama, isan-karazany, ary ny hargola, isan-karazany, ary ny hagaba, isan-karazany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Amin’ireny dia ireto no ho fihinanareo: Ny valala sy ny sopanga isan-karazany. Jereo ny toko |