Levitikosy 11:20 - Baiboly Katolika20 «Ny biby madinika rehetra manana elatra, mandia tongotra efatra, ho zava-betaveta aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA20 «Ny bibikely rehetra manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho fady aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 «Ny bibikely rehetra manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho fady aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo; Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Ny zava-mandady rehetra izay manana elatra sady mandia tongotra efatra dia ho zava-betaveta aminareo; Jereo ny toko |