Josoa 9:9 - Baiboly Katolika9 Dia hoy izy ireo: «Tonga avy any an-tany lavitra indrindra ny mpanomponao noho ny Anaran’i Iaveh Andriamanitrareo, fa nandre ny lazany izahay sy izay rehetra nataony tany Ejipta, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Dia hoy izy ireo taminy: Avy tany an-tany lavitra be izahay mpanomponao noho ny anaran’NY TOMPO Andriamanitrao; fa efa renay ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Dia novalian’ireo hoe: –Avy any an-tany lavitra be izahay, tompoko, no tonga noho ny lazan’ny TOMPO Andriamanitrareo; efa renay manko izay rehetra nataony tany Ejipta Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia novalian’ireo hoe: –Avy any an-tany lavitra be izahay, tompoko, no tonga noho ny lazan’ny TOMPO Andriamanitrareo; efa renay manko izay rehetra nataony tany Ejipta Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Dia hoy izy ireo taminy: Avy tany an-tany lavitra indrindra izahay mpanomponao noho ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao; fa efa renay ny lazany sy izay rehetra nataony tany Egypta Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Dia hoy izy ireo taminy: Avy tany an-tany lavitra indrindra izahay mpanomponao noho ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa efa renay ny lazany sy izay rehetra nataony tany Egypta Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Dia hoy izy ireo taminy: Avy tany an-tany lavitra be izahay mpanomponao noho ny anaran’NY TOMPO Andriamanitrao; fa efa renay ny lazany sy izay rehetra nataony tany Ejipta Jereo ny toko |
ary hanao fahagagana eo amin’izy ireo Aho. Ary ny afa-nandositra taminy dia hanirahako ho any amin’ny firenena, any Tarsisa, Fola, Loda mpandefa zana-tsipìka, Tobala sy Javàna, ary any amin’ireo nosy lavitra, tsy mbola nandre ny lazako akory, na nahita ny voninahitro; dia hitory ny voninahitro any amin’ny firenena ireo.
Dia izao no navalin’izy ireo an’i Jôsoe: «Nambara tamin’ny mpanomponao ny didy nomen’i Iaveh Andriamanitrao an’i Môizy mpanompony mba hanolotra anareo avokoa ny tany rehetra ary mba handringananareo eo anoloanareo ny mponina rehetra amin’ny tany. Nony mby akaiky ianareo, dia natahotra mafy ny ho faty izahay, ka izany no nanaovanay toy izao.