Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 8:24 - Baiboly Katolika

24 Nony tapitra matin’i Israely ny mponina rehetra tao Haia, na teny an-tsaha, na tany an’efitra nanenjehany azy, ka efa lavon’ny lelan-tsabatra daholo hatramin’ny farany indrindra, dia niverina tao an-tanàna indray i Israely rehetra ka novonoiny tamin’ny lelan-tsabatra ny olona tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Rehefa avy namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Israely, tany amin’ny tany efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin’ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritra azy dia niverina tany Ay ny Israely rehetra ka namely azy tamin’ny lelan-tsabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Novonoin’ny Israelita teny an-kodahoda avokoa ireo lehilahin’i Hay nanenjika azy. Ary rehefa matin’ny sabatra avokoa ireo, dia niverina tao Hay ny Israelita rehetra namely an-tsabatra ny mponina sisa tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Novonoin’ny Israelita teny an-kodahoda avokoa ireo lehilahin’i Hay nanenjika azy. Ary rehefa matin’ny sabatra avokoa ireo, dia niverina tao Hay ny Israelita rehetra namely an-tsabatra ny mponina sisa tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin’ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin’ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin’ny lelan-tsabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin'ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin'ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin'ny lelan-tsabatra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Rehefa avy namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Israely, tany amin’ny tany efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin’ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritra azy dia niverina tany Ay ny Israely rehetra ka namely azy tamin’ny lelan-tsabatra.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 8:24
6 Rohy Ifampitohizana  

I Israely namely azy tamin’ny lelan-tsabatra, ka nahazo ny taniny hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka, hatreo amin’ny zanak’i Amôna, fa mafy ny faritry ny tanin’ny zanak’i Amôna.


Nataony sambo-belona ny mpanjakan’i Haia, ka nentiny teo amin’i Jôsoe.


Ary nisy 12.000 no totalin’ny maty tamin’izany andro izany, na lahy na vavy, samy mponina tao Haia avokoa.


ka niamboho teo amin’ny lehilahin’i Israely izy ireo nihazo ny lalana mankany an’efitra; nefa noenjehin’ny mpiady mafy izy; ary ny tao an-tanàna novonoiny samy eo amin’ny fitoerana nisy azy avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra