Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 8:11 - Baiboly Katolika

11 Niakatra sy nanatona tao avokoa ny lehilahy mpiantafika rehetra teo aminy; nony tonga teo an-tandrifin’i Haia izy, dia nitoby teo avara-tanàna, ka ny lohasaha no nanelanelana azy sy i Haia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ary ny vahoaka mpanafika rehetra, izay niaraka tamin’i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Ay ireo ka ny lohasaha no teo anelanelan’i Ay sy rizareo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Ny miaramila rehetra izay niaraka tamin’i Josoa dia niakatra ka tonga teo amin’ny tandrifin’ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Hay ireo ka lohasaha no nanelanelana azy amin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Ny miaramila rehetra izay niaraka tamin’i Josoa dia niakatra ka tonga teo amin’ny tandrifin’ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Hay ireo ka lohasaha no nanelanelana azy amin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin’i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan’izy sy Ay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin'i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr'i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan'izy sy Ay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Ary ny vahoaka mpanafika rehetra, izay niaraka tamin’i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’i Ay ireo ka ny lohasaha no teo anelanelan’i Ay sy rizareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 8:11
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia nifoha maraina koa i Jôsoe, ka nony efa nijery ny toetry ny vahoaka, dia nandroso izy mbamin’ny loholon’i Israely, nitarika ny vahoaka hamely an’i Haia.


Dia naka lehilahy sahabo ho dimy arivo i Jôsoe, napetrany ho otrika eo anelanelan’i Betela sy i Haia, teo andrefan-tanàna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra