Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 21:6 - Baiboly Katolika

6 Tanàna 13, tamin’ny fianakaviana fokon’i Isakara sy fokon’i Asera ary fokon’i Neftalì, sy antsasa-pokon’i Manase, any Basàna, no azon’ny taranak’i Gersôna tamin’ny loka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Ny anjara azon’ny taranak’i Gersona tamin’ny antsapaka dia tanàna telo amby folo, avy tamin’ny fokon’Isakara sy ny fokon’i Asera sy ny fokon’i Naftaly ary tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

6 Ny azon’ny taranak’i Geresôna tamin’ny antsapaka dia tanàna 13 avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy fokon’i Asera ary fokon’i Naftalỳ sy antsasa-pokon’i Manase any Basàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Ny azon’ny taranak’i Geresôna tamin’ny antsapaka dia tanàna 13 avy tamin’ny fokon’i Jisakara sy fokon’i Asera ary fokon’i Naftalỳ sy antsasa-pokon’i Manase any Basàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary ny loka azon’ny taranak’i Gersona dia tanàna telo ambin’ny folo, avy tamin’ny fokon’ny firenen’Isakara sy ny firenen’i Asera sy ny firenen’i Naftaly ary tamin’ny antsasaky ny firenen’i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary ny loka azon'ny taranak'i Gersona dia tanàna telo ambin'ny folo, avy tamin'ny fokon'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Ny anjara azon’ny taranak’i Gersona tamin’ny antsapaka dia tanàna telo amby folo, avy tamin’ny fokon’Isakara sy ny fokon’i Asera sy ny fokon’i Naftaly ary tamin’ny antsasaky ny fokon’i Manase any Basana.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 21:6
8 Rohy Ifampitohizana  

Ny nomena ny taranak’i Gersôma avy amin’ny fianakavian’ny antsasa-pokon’i Manase: i Gôlàna any Basàna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Astarôta mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;


Ny nomena ny Levita sisa taranak’i Merarỳ: avy amin’ny fokon’i Zabolôna: i Rimôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy,


ary tanàna 10 tamin’ny fianakaviana, fokon’i Efraima sy fokon’i Dana, ary antsasa-pokon’i Manase, no azon’ny taranak’i Kaata sisa, tamin’ny loka.


Tanàna 12 tamin’ny fokon-dRobena, sy fokon’i Gada, ary fokon’i Zabolôna, no azon’ny taranak’i Merarì, araka ny fianakaviany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra