Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 19:24 - Baiboly Katolika

24 Ny fokon-taranak’i Asera araka ny fianakaviany, no nahazo ny anjara fahadimy tamin’ny loka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ny anjara fahadimy azo tamin’ny antsapaka dia azon’ny fokon’i Asera isam-pianakaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

24 Ny anjara navoakan’ny antsapaka fahadimy dia azon’ny foko aserita ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Ny anjara navoakan’ny antsapaka fahadimy dia azon’ny foko aserita ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary ny loka fahadimy dia azon’ny firenena taranak’i Asera isam-pokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary ny loka fahadimy dia azon'ny firenena taranak'i Asera isam-pokony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Ny anjara fahadimy azo tamin’ny antsapaka dia azon’ny fokon’i Asera isam-pianakaviany.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 19:24
8 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’i Zelfah, ankizivavin’i Lià: Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin’i Jakôba, naterany tany Padan-Arama.


Baanà, zanak’i Hosì, tao Asera sy i Alota;


Manolotra ny sisin-tanin’i Dana hatramin’ny faritra atsinanana ka hatramin’ny faritra andrefana; anjara iray ho an’i Asera.


Izany no lovan’ny fokon’ny taranak’i Isakara araka ny fianakaviany, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.


Ny faritry ny taniny dia i Halkata, i Kalì, i Betena, i Aksafa,


I Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Rohoba,


I Galaada tsy nandao ny fonenany tany an-dafin’i Jordany; ary i Dana, nahoana no nitoetra tao an-tsambony? I Asera nijanona tsy nihetsika akory teo amoron-dranomasina; teo am-pitodian-tsambony no nijanonany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra