Josoa 15:4 - Baiboly Katolika4 avy eo dia nahazo an’i Asmôna, nitohy hatramin’ny ranon-driakan’i Ejipta, dia nihatra hatrany amin’ny ranomasina ny faritry ny taniny. Izany no ho faritry ny taninareo any atsimo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 nandroso hatrany Azmona, nahazo ny lohasahan-driakan’i Ejipta, ary nihatra tamin’ny ranomasina. Izany no ho sisintaninareo atsimo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 dia mandalo an’i Hatsimôna, mandroso hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta, ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea. Izay ny amin’ny sisin-tanin’ny fokon’i Joda ao atsimo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 dia mandalo an’i Hatsimôna, mandroso hatrany amin’ny lohasahan-driakan’i Ejipta, ary mihatra amin’ny Ranomasina Mediteranea. Izay ny amin’ny sisin-tanin’ny fokon’i Joda ao atsimo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak’i Egypta, ary dia nihatra tamin’ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 dia nandroso hatrany Azmona ka nahazo ny lohasahan-driak'i Egypta, ary dia nihatra tamin'ny ranomasina; izany no ho fari-taninareo atsimo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 nandroso hatrany Azmona, nahazo ny lohasahan-driakan’i Ejipta, ary nihatra tamin’ny ranomasina. Izany no ho sisintaninareo atsimo. Jereo ny toko |
Tamin’izany andro izany, i Salômôna sy i Israely rehetra niaraka taminy, dia olona zavon-tany avy hatrany amin’ny vava lalan’i Emata, ka hatrany amin’ny ranon-driakan’i Ejipta, dia nankalaza ny fety teo anatrehan’i Iaveh Andriamanitsika nandritra ny fito andro, ary fito andro koa indray, dia 14 andro.