Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 13:32 - Baiboly Katolika

32 Izany no lova nozarain’i Môizy fony izy tany amin’ny tany lemak’i Moaba, any an-dafin’i Jordany tandrifin’i Jerikô any atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Ireo no voazaran’i Mosesy ho lova tany amin’ny lemak’i Moaba tao andafy atsinanan’i Jordana tandrifin’i Jeriko.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

32 Ireo tany ireo no voazaran’i Mosesy teny atsinanan’i Jerikao, ampita atsinanan’i Jôrdàna, fony izy tao amin’ny lemak’i Môaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Ireo tany ireo no voazaran’i Mosesy teny atsinanan’i Jerikao, ampita atsinanan’i Jôrdàna, fony izy tao amin’ny lemak’i Môaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Ireo no voazaran’i Mosesy ho lova tany Arbota-moaba an-dafy atsinanan’i Jordana tandrifin’i Jeriko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Ireo no voazaran'i Mosesy ho lova tany Arbota-moaba an-dafy atsinanan'i Jordana tandrifin'i Jeriko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Ireo no voazaran’i Mosesy ho lova tany amin’ny lemak’i Moaba tao andafy atsinanan’i Jordana tandrifin’i Jeriko.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 13:32
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny antsasak’i Galaada sy Astarôta ary Adraia, tanàna amin’ny fanjakan’i Oga, any Basàna, dia nomena ny taranak’i Makira zanak’i Manase, dia ny antsasaky ny taranak’i Makira, araka ny fianakaviany.


Tsy mba nomen’i Môizy lova ny fokon’i Levì, fa i Iaveh Andriamanitr’i Israely no lovany, araka ny voalazany taminy.


fa ny foko roa sy ny antsasa-poko efa nomen’i Môizy lova tany an-dafin’i Jordany, fa tsy mba nomeny lova teo amin’izy ireo ny Levita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra