Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Josoa 13:28 - Baiboly Katolika

28 Izany no lovan’ny taranak’i Gada, araka ny fianakaviany, dia ny tanàna aman-jana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Izany no lovan’ny taranak’i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Ireo tanàn-dehibe voatanisa ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny Gadita ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ireo tanàn-dehibe voatanisa ireo miampy ny tanàna kely miankina aminy no zaratany nolovan’ny Gadita ho an’ireo tarika ao anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Izany no lovan’ny taranak’i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Izany no lovan'ny taranak'i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna sy ny zana-bohiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Izany no lovan’ny taranak’i Gada araka ny fokony, dia ny tanàna mbamin’ny vohitra miankina aminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Josoa 13:28
3 Rohy Ifampitohizana  

Nonina tany Galaada tany Basàna izy ireo ary tany amin’ny tanàna momba azy sy amin’ny tanimbolin’i Sarôna, hatrany an-tsisiny. Tamin’ny andron’i Joatama mpanjakan’i Jodà, sy ny andron’i Jerôbôama mpanjakan’i Israely,


ary eo amin’ny lohasaha, Bety-Harama, Bety-Nemrà, Sokôta sy Safôna, sisa tamin’ny fanjakan’i Sehôna mpanjakan’i Hesebona; ary Jordany sy ny tany momba azy, hatramin’ny tendron’ny ranomasina Kenerata an-dafin’i Jordany any atsinanana.


Nomen’i Môizy anjara ny antsasaky ny fokon’i Manase, ny taranak’i Manase, araka ny fianakaviany,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra